Bandeau du Blog

Bandeau du Blog

2012-05-21

CONCERT ÉVANGÉLIQUE à NICE avec VOAHIRANA de ANTSA AN'I KRISTY

 "Mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra " (Marka 16,15b)

Izany teny izany no entinay hiarahabana antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo no sady hanasanay antsika rehetra hanatrika ny rindran-kira ara-pilazantsara izay karakain'ny FPMA Nice miaraka amin'ny Voahirana ( Antsa an'i Kristy) amin'ny faha 26 Mey amin'ny dimy ora hariva ao amin'ny 

Salle Joie et Clarté Don Bosco 
41, place Don Bosco 06000 NICE

 « Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo. » (1 Korintiana 15:58)

Amin'ny anaran'ny Komity Tafo Nice Mail : fpma_nice@hotmail.com
Pasteur Zozo Randriamanantsoa : 06 17 04 44 53
Andry Rabehasy : 06 19 29 30 08

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire