Bandeau du Blog

Bandeau du Blog

2021-01-07

TRATRY NY TAONA - BONNE ANNEE 2021

TRATRY NY TAONA 2021

BONNE ANNÉE 2021

 

Bonjour Madame, Mlle, Monsieur,

En cette Nouvelle année 2021, l'Association Nice - Madagascar que je préside est heureuse de vous présenter ses vœux les meilleurs. Que cette année soit une année pleine : pleine de santé d'abord, de bonheur et que chacun de nous puisse trouver le meilleur dans nos familles et  nos responsabilités respectives.

Cordiales salutations au nom du Bureau, Robert VERDOÏA

Miarahaba Tompoko,

Amin'izao Taona Vaovao 2021 izao dia faly ny Association Nice-Madagascar izay tarihiko manolotra antsika ny firariana soa indrindra.  Ho Taona feno tokoa anie izao Taona Vaovao izao : Feno fahasalamana aloha, feno Fahasambarana, ary ahitantsika  ny soa indrindra eo amin’ny fianakaviana sy ny adidy iandraiketantsika tsirairay avy.

Mankasitraka amin'ny anaran'ny Birao, Robert VERDOÏA

Mail – Mailaka : nice-mada@nice-mada.fr