Bandeau du Blog

Bandeau du Blog

2012-01-05

TRATRY NY TAONA - BONNE ANNEE 2012





TRATRY NY TAONA - BONNE ANNEE 2012


Bonjour Madame, Mlle, Monsieur,
En cette Nouvelle année 2012, l'Association Nice - Madagascar que je préside est heureuse de vous présenter ses voeux les meilleurs. Que cette année soit une année pleine : pleine de santé d'abord, de bonheur et que chacun de nous puisse trouver le meilleur dans nos familles et nos responsabilités respectives.

Cordiales salutations au nom du Bureau,
Robert VERDOÏA



Miarahaba Tompoko,
Amin'izao Taona Vaovao 2012 izao dia faly ny Association Nice-Madagascar izay tarihiko manolotra antsika ny firariana soa indrindra. Ho Taona feno tokoa anie izao Taona Vaovao izao : Feno fahasalamana aloha, feno Fahasambarana, ary ahitantsika ny soa indrindra eo amin’ny fianakaviana sy ny adidy iandraiketantsika tsirairay avy.

Mankasitraka amin'ny anaran'ny Birao,
Robert VERDOÏA


NICE-MADA : 351 Bd de l'Observatoire
F-06300 NICE
Tél. France: 06 09 67 51 76
Tél. International : 00 33 6 09 67 51 76
Mail : nice-mada@nice-mada.fr
Mail : secretariat@nice-mada.fr
Blog : http://nice-madagascar.blogspot.com

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire